|
|
|
|

Entrée1 roahina
Radical  2roaka
Partie du discours  3 verbe passif
Explications en malgache  4Ambenana ka arahina avy ato aoriana: Efa lasa noroahin' Ikoto any an-tsaha ny omby.
5Atosika handeha hihataka: Roahy any io alika io.
6Terena hiala, esorina: Noroahin' ny mpampianatra Ibalita fa sady tsy mahay no maditra.
7Atao sesitany: Noroahin' ny fanjakana izy fa nahavita heloka bevava. [1.1]
Explications en anglais  8to be driven away, to be expelled. [1.7]
Explications en français  9qu'on chasse; qu'on pousse devant soi; qu'on expulse. [1.8]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
13 Impératif :
Proverbes  14 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  15 aharony, 16 ahorina, 17 aniraho, 18 anohary, 19 anorahy, 20 arahony, 21 aronahy, 22 haorina, 23 hariaño, 24 haroina, 25 hoarina, 26 iharano, 27 oharina, 28 rihaona, 29 roahina

Mis à jour le 2025/11/02