Entrée rodorodo (rodo)
Partie du discours nom
Définition malgache Feo heno avy amin' ny famindran' olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin' ny firimorimon-javatra mandeha haingana. [Vocabulaire: Son]
¶ Hamaikana, hadodonana
Mitovy hevitra: heninkenina ~ korobobo ~ korododo ~ rotoroto [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Exemples Nohenoiko ny fanakaikezan' ny rodorodo. [Andraina: I Vola, page 139]

2014/10/18