|
|
|
|

Entrée1  rohontany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fomban-tany na fomba irohonan' ny be sy ny maro ka mahatarika izay miara-mitoetra aminy hanaraka izany. (Ohatra: olona zatra ny madio any an-tanàn-dehibe, nefa nony tonga monina any an-tsaha lasa tsy mahavatena manaraka ny rohon-tany)

Mis à jour le 2025/09/12