|
|
|
|

Entrée1  ro mangazafy
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  ro, mangazafy
Explications en malgache  4  [1.1#834] ro marihitra matsiro, fomba fahandroana vorona ka atao ketsaketsa rano fa tsy ritina
5  [1.1#619] ro misy menaka misomidika
Explications en anglais  6  [1.2#521] [ro manga zafy] a particular kind of gravy well cooked
Explications en français  7  [1.3#538] un bouillon épais, succulent, délicieux
Exemples  8  [1.437#] Ny sakafo dia hena atao nahandro be, atao ro mangazafy, ka ny sira atao mangidy molaly, ary ny vary koa aza rarahana sira manta.

Mis à jour le 2025/07/29