| Entrée (1/2) | 1 romoromo |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Ambiny mitaritarika, amin-javatra nodidiana na nohetezana ka tsy nifarana tsara:
4 Farano daholo ireo romoromo amin' ity jiafotsy ity fa maharatsy bika azy 5 Fahasosotsosorana, tsy fifanarahana: 6 Aleo sosoa ampian-tsetsetra, toy izay hena matavy ampian-dromoromo [1.1] |
| Exemples |
7 Ny romoromo ity ho afaka ihany fa ny ampamoaka misarim-pamotorana no tsy ho tanty!
[2.944#]
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 15 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 16 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 17 romoromo |
| Partie du discours | 18 nom |
| Explications en malgache |
19 tsiny, alahelo tsy levona ao am-po: Sindrane ravim-borondra arahin-tsetsetre tahake gisa be arahin-dromoromo
20 (aleo ravim-bomanga arahin-tsetsetra toy izay henangisa arahin-tsiny) [Tanala] [1.78] |
| Tous les mots composés | 21 afa-dromoromo |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|