Entrée rova
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] fonenan'ny mpanjaka [Rakotosaona 1972]
   Tsatokazo vaventy marani-doha namefy ny lapan' Andriana taloha
¶ Lapa na fonenan' ny mpanjaka: Niditra tao an-drova ny vahoaka nanatitra ny hasin' ny mpanjaka nony tonga ny fandroana [Rajemisa 1985]
   [ rôva ] [Bezanozano] fefy, bako [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] tranom-borona (akoho, gisa) [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] trano fitsarana [Rakotosaona 1972]
Définition anglaise   a palisade; a fortified place [Hallanger 1973]
Définition française   palissade, fortin, château-fort, palais [Hallanger 1974]
Vocabulaire  
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Illustrations  

2011/10/13