Entrée sabatra
Partie du discours nom
Définition malgache Fiadiana misy lelany lava maranitra, izay mahitsy na mivolantsinana mihantsika, fa ny fitanana azy mifaingoka sy fohy. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a sword [Hallanger 1973]
Définition française sabre [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Exemples ny mozika, ny sabatra andrainy sy ny azy, sy ny basiny sy ny akanjo militerany, sy ny akanjom-borozanony, sy ny taratasy fianarany. [Callet: Tantara]

2013/06/10