| Entrée | 1 safarina |
| Radical | 2 safary |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Asiana safary, asiana olakola-teny mba hanalavana taria na hanarinariana dia:
5 Aza safarinao amin' ny ohabolana sy hain-teny ny resaka, Randrenja a (Kilalaon' afo -- R.R.-R) [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 10 fisarana, 11 safarina |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|