Entrée safidim > safidy (fidy)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fahafahan' ny sitrapo maka izay tiany amin' ny zavatra anankiroa eo anoloany na atolotra azy: Manan-tsafidy hanao ny tsara na ny ratsy ny olombelona
¶ Fifidianana malalaka: Anao ny safidy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   choice. [Richardson 1885]
   freedom of choice [Hallanger 1973]
Traduction française   liberté de choix [Hallanger 1974]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations