|
|
|
|

Entrée1  safoina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  safo
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Enti-milaza ny zavatra ampandalovana moramora ny tanana: Safoiny ny saokany isaky ny hiteny izy
Orina: Nosafoiny tamin' ny menaka ilay tongotro narary dia sitrana
Jerena ny fandehany na ny toetrany: Nosafoin' ny polisy ny tokotaninay aninaraina
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot safoina

Anagrammes  10  afosany, anofisa, asafony, fisaona, fosaina, ifosana, isafoan, nisafoa, ofasañy, safinao, safoina

Mis à jour le 2025/07/29