Entrée sahanin > sahanina (sahana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara [1.1]
Explications en anglais To be faced up to [1.7]
Explications en français (Travail) auquel on fait face: Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux) [1.3]
 à quoi on fait face [1.8]
Exemples Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny [2.470]
Morphologie 
Présent : sahanina, sahaniko, sahaninao, sahaniny, sahanintsika, sahaninay, sahaninareo, sahanin', sahanin-, sahanim-, sahani-
Passé : nosahanina, nosahaniko, nosahaninao, nosahaniny, nosahanintsika, nosahaninay, nosahaninareo, nosahanin', nosahanin-, nosahanim-, nosahani-
Futur : hosahanina, hosahaniko, hosahaninao, hosahaniny, hosahanintsika, hosahaninay, hosahaninareo, hosahanin', hosahanin-, hosahanim-, hosahani-
Impératif : sahano
Mots composés 

Anagrammes 

Entrée sahanin > sahany
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] Plat, assiette [1.19]

Anagrammes 

Entrée sahanin > sahany
Partie du discours nom
Explications en français  [Tankarana] Plat, assiette [1.19]

Anagrammes