|
|
|
|

Entrée1  sahoina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3 Be dia be, raofim-potsiny, alaina araka izay tiana: Sahoina ny mananasy ambolenay erỳ andafy andrefana
4 Amidy mora, atao varo-boba [1.1]

Anagrammes  5 ahasino, 6 ahosina, 7 hasoany, 8 hoasany, 9 isahano, sahoina

Mis à jour le 2025/12/08