Entrée sakam > sakana
Partie du discours nom
Explications en malgache Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran' ny alika
Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. [1.1]
Explications en anglais Something placed crosswise, a barrier [1.7]
Explications en français Ce qu'on met de travers, barrière [1.8]
Exemples 
1Mametraka sakana maro ny finoana; [2.445]
2Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437]
3Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa. [1.369]
Dérivés 
Mots composés 
Proverbes 

Entrée sakam > sakana
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tanosy] Tataom-baravarana [1.78]

Anagrammes