Entrée sakambina
Partie du discours nom
Définition malgache Fiaraha-mamindra amin' ny olona iray ka ny sandrin-tanana alefa avy any an-damosina eo amin' ny valahana ka samy mamihina toy izany ny vatan' ny an-daniny avy. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31