Entrée | 1 sakantsakana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 sakana |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] |
Explications en français |
7 [1.3] duplicatif fréquentatif |
Exemples |
8 [1.369#] Ny herisetra no fomba navaly ny sakantsakana, ny fahasahiranana isan-karazany sy isan' andro. 9 [2.576#] Teo ny trondro sy ny voay vao niaina, Vita ny sakantsakana tambalana, Tsaroany ho nisy hidy novohaina, Na rano na izy samy mora lalana. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |