Entrée sakasaka
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] lohasaha [Rakotosaona 1975]
  [Bara] sakelidrano, lemaka anelanelanny havoana roa, lohasaha [Rakotosaona 1975]
  [Mahafaly] renirano madinika, lakandrano [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] dilana, hadilanana, lohasaha [Rakotosaona 1975]

Mis à jour le 2009/02/23