|
|
|
|

Entrée1  sakobonina
Radical  2 sakobona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Entina, afenina ao anaty lamba:
5 Nosakoboniny ny voankazo vao notazany mba tsy hangatahin' ny namany
6 Saronana ao anaty lamba:
7 Sakobony tsara ny marary eo am-pitondrana azy ho ao anaty fiara sao voan' ny rivotra [1.1]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Mis à jour le 2025/11/17