|
|
|
|

Entrée1 sakoivy
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Toetra voalohany ananan' ny voangory raha vao foy izy, alohan' ny hiofoany ho monany: biby lavalava kely fotsifotsy mora mikarainkona. (Misy karazany telo ny sakivy: a) ny kely madinika izay miofo ho voangorimbaratra; b) ny salasalany, miofo ho voangorifotsitapaka; d) ny makadiry miofo ho voangoribe. -- Rehefa mby lehibebe an-katoky ny hiofo ho monany ny sakivy, dia omena ny anarana hoe Rangahy). [1.1]
Vocabulaire  4 Zoologie: invertébrés
Synonymes  5sakivy
Proverbes  6 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02