Entrée salady
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan' anana vahiny mitovitovy amin' ny laisoa fa kely, asiana menaka sy vinaingitra na ranom-boasary makirana dia hanina manta [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise salad greens, lettuce [Hallanger 1973]
Traduction française salade, laitue [Hallanger 1974]
  [Betsileo, Merina] (du français salade). Nom des plantes consommées en salade, c'est-à-dire crues et assaisonnées à l'huile et au vinaigre. Surtout la laitue : Lactuca sativa L. (Asteraceae). Nom déjà mentionné par Malzac. Voir aussi ana-manta. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Lactuca sativa
Origine Français: salade.
Exemples Ny toe-pahasalamany aza efa mahonena dia mbola heverina ihany ireny olona ireny fa afaka mandany ny hany hery sisa ananany hamboly salady na zeranioma eo amina tany nampindramina azy herinandro vitsivitsy fotsiny. [Wresinski: Mahantra]

Mis à jour le 2020/10/13