Entrée salanisa
Mots élémentaires sala ; isa
Partie du discours nom
Explications en malgache Isa tokony ho an' ny olona na zavatra tsirairay raha, ohatra, ka zaraina amin' ny isan' izy ireo ny fitambaran' ny isa azony: Misy fianakaviana 8; mitontaly 60 ny isan' ny zanany: ny salanisan' ny zanak' izy ireo àry dia 7,5 (60:8) [1.1]
Explications en français [ salan' isa ] Moyenne des nombres [1.13]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2023/10/02