Entrée salanitra
Partie du discours   interjection [liste]
Définition malgache   [Taisaka] Mangina! Aoka hangina! [Rakotosaona 1972]
   Teny nataon' ny olona mpitondra ny tenim-panjakana amin' ny vahoaka mba hangina fa hihaino ny kabary [Rajemisa 1985]
Origine   Anglais: silence.

Mis à jour le 2013/06/10