Entrée saly
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] tono [Rakotosaona 1972]
   Fametrahana zavatra (hazandrano, ohatra) eo ambonin' ny fatana, hitonoana na hanamainana azy amin' ny alalan' ny setroka [Rajemisa 1985]
Définition française   boucanage, fumage [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Dérivations  
Synonymes   salisaly

Entrée saly
Partie du discours   nom
Définition malgache   [frantsay châle] Tapa-damba lehibebe, volonondry na lasoa, andrakofan' ny vehivavy ny sorony roa ka mihaona eo anoloana [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Origine   Français: châle.

Mis à jour le 2009/09/09