|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sampona
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Dérivés 
3  Verbes passifs :
4  Noms :
5  Adjectifs :
Explications en malgache  6  [1.1] Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona
Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga
Explications en anglais  7  [1.7] a hindrance
hindered
Explications en français  8  [1.8] empêchement
empêché
Exemples  9  [2.324] Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona.
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot sampona

Entrée (2/2)11  sampona
Partie du discours  12  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  18  [1.1] Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona
Explications en anglais  19  [1.7] malformed offspring
Explications en français  20  [1.8] enfant mal formé, monstre

Anagrammes  21  asampon, nasampo, sampano, sampona

Mis à jour le 2025/08/10