|
|
|
|

Entrée 1  samy
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy [1.1]
Explications en anglais  4 both, each, every one [1.7]
Explications en français  5 chacun, l'un et l'autre [1.8]
Exemples  6  samy manana ny tiany. [2.296#54]
7  samy naka aina aloha. [2.4#60]
8  samy tia, samy manina. [2.69#228]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
11  Impératif :
Combinaisons  12  19 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot samy
Tableaux et planches  13  Tous les pronoms

Anagrammes  14 Amsì, 15 masy, 16 misà, misa, samy, 17 sima

Mis à jour le 2026/03/23