|
|
|
|

Entrée1  sanatrian' ny vava
Mots élémentaires  2 sanatria, 3 vava
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 teny enti-mandà mafy zavatra atao ohatrohatra fotsiny: Tsy misy maniry izay hisarahan' ireto zaza ireto akory isika mianakavy, sanatrian' ny vava. Inona no hatao raha sanatria ka maty alohan' ny vavy ny lahy [1.1#859]
Explications en anglais  6 excuse me for saying this, but [1.7]
Explications en français  7 veuillez pardonner l'expression, mais [1.8]

Mis à jour le 2025/09/12