Entrée sandrana
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanala] (sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray [Rakotosaona 1972]
   [Tambahoaka] Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena [Rajemisa 1985]
   Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Synonymes   sandra
Citations  

2013/06/11