Entrée | 1 sandrana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] (sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray [Tanala]
4 [1.1] Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena [Tambahoaka] 5 [1.1] Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina |
Vocabulaire | 6 Croyances |
Synonymes | 7 sandra |
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot sandrana |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |