Entrée sandrify
Partie du discours nom
Définition malgache Zavamaniry rarin' ny vehivavy hatao harona eo amin' ny fotoana anaovana hasoavana ny zaza [Rajemisa 1985]
Définition française espèce de palmier dont les feuilles sont employées dans la circoncision [Abinal 1888]
Vocabulaire 

Entrée sandrify
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] haronkely mifanarona sady fisaka [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] kitapo [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] haron-kely mifanarona somary lakana fitehirizana zavatra ilaina toy ny bokim-pianarana, vola, firavaka, ody na zavatra hafa [Rakotosaona 1972]
 Haronkely fitondran' ny mpianatra ny zavajavany kely momba ny fianarana [Rajemisa 1985]
 karazan-kitapo voarary vita amin'ny zavamaniry [SLP: Voambolana]
Définition française sac de paille [SLP: Voambolana]

2012/09/14