|
|
|
|

Entrée1  sangongo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Trafo amin'olona [Bezanozano] [1.78]
4 trafo [Sihanaka] [1.78]
5 Fitangoronana maro be (toy ny zanak' akoho na ny ankizy manodidina an-dreniny, na ny andiantantely), vangongo
6 Antontan-javatra
7 Ireo kitro fahita amin' ny soroky ny mpilanja filanjana [1.1]
Explications en français  8 réunion d’un grand nombre, comme des poussins, des enfants auprès de leur mère, groupe de fourmis,
9 essaim d'abeilles, monceau d’objets, durillon qui se iorme sur les épaules des porteurs. [1.3#576]
Exemples  10  Ny sangongo dia trafo eo amin' ny olona iray, ahalalana azy fa tsanganan-javatra ka hanajana azy. [2.245#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Synonymes  21 tangongo, vangongo

Mis à jour le 2025/11/17