Entrée | 1 saobakaka ambody riana |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 saobakaka, ambody, riana |
Explications en malgache |
4 [1.1] fitenenana ilazana ny olona tsy milamintsaina fa voakorontana sy mitebiteby lava toy ny saobakaka voakotaban' ny fivarinan' ny rano mianjera ao amin' ny riana eo akaikiny |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |