Entrée saonjorano (saonjo, rano)
Partie du discours nom
Définition malgache Karazan-tsaonjo tsy fihinana ny vodiny fa ny raviny kosa (izay tena atao hoe horirika) dia fanao fangaron-daoka [Rajemisa 1985]
Traduction française  [Betsimisaraka] (comme saonjondrano). Variétés âcres, semi-sauvages de Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae). [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Colocasia esculenta
Synonymes saonjondrano

Mis à jour le 2020/10/12