| Entrée | 1 saritahina |
| Radical | 2 saritaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Korontanina, atao ambony ambany: Nosaritahin' ny ankizy ny entana rehetra tato an-trano Fotofotoina tsy hita laniny: Nosaritahin' Ibalita ny kofehy Roridriritina, ampijalina: Aza saritahinao toy izao izy [1.1] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 9 isitrahana, 10 saritahina, 11 tsara ihany |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|