|
|
|
|

Entrée1  saronana
Radical  2 sarona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Asiana sarona na rakotra: Sarony ny vary sao mangatsiaka
5 Asiana lamba na zavatra hafa mba hanakonana azy: Mbola saronana aloha ny mpanao fampitaha vao aseho ho hitan' ny be sy ny maro
6 Tsy avela hiseho, afenina: Aza saronana ny tsara ataon' ny olona
7 Hodidinina: Nosaronan' ny miaramila ny fahavalo ka tratra [1.1]
Explications en anglais  8 to be covered [1.7]
Explications en français  9 qu'on couvre [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/13