Entrée sarotro
Partie du discours   nom
Définition malgache   Aro orana vita amin' ny tsihy roa izay samy avitrana eo amin' ny lavany iray sy sakany iray ka ny sakany mivitrana no manarona ny loha; ny sarotro dia ampiasain' ny mpiandry omby indrinda ataony kapaotin' orana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a cape made of a mat folded and sewed together at one end [Hallanger 1973]
Définition française   cape faite d'une natte pliée en deux et cousue d'un côté [Hallanger 1974]
Dérivations  

Entrée sarotro
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] vavafo, kibo [Rakotosaona 1972]
Définition française   ventre [Hallanger 1974]
Vocabulaire  

2012/10/08