Entrée satokoa
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taimoro] Fefy famandriham-biby tokana; raha vao tafiditra ao ny biby, dia milatsaka ny hidiny ary dia mihinana ny hanim-pandrika napetraka ao ilay biby (mangahazo no hanim-pandrika ho an' ny lambo) [Rajemisa 1985]

2009/09/01