|
|
|
|

Entrée1  savolaina
Radical  2 savola
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Vizana, volivoly; vahotra tsy maharay zavatra ary tsaroana dontodonto:
5 Savolaina izany ny tanako tamin' ilay nitondra entana hatrany an-tsena anikeheo [1.1]
Explications en anglais  6 cramped [1.2#563]
Explications en français  7 qui a des crampes, engourdi, picoté par le froid [1.3#592]
Exemples  8  Vao tsy nahafaka hoatrinona akory dia savolaina! [2.499]
9  ny hevitr'io teny io ara-bakiteny dia savolaina, mitsakotsako. [2.313]
10  Ny aty don-tokana mahamanina k'asakasakareo te-ho savolaina, ka ny mandrotsirotsy no hosoketaina. [1.300]

Anagrammes  11 savolaina, 12 soavalina

Mis à jour le 2025/11/13