Entrée sazohina (sazoka)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Alaina tsy an-drariny: Nosazohin' ilay kary ny bokiko [Rajemisa 1985]
Morphologie 
sazohina
sazohiko
sazohinao
sazohiny
sazohintsika
sazohinay
sazohinareo
sazohin'
sazohin-
sazohim-
sazohi-
nosazohina
nosazohiko
nosazohinao
nosazohiny
nosazohintsika
nosazohinay
nosazohinareo
nosazohin'
nosazohin-
nosazohim-
nosazohi-
hosazohina
hosazohiko
hosazohinao
hosazohiny
hosazohintsika
hosazohinay
hosazohinareo
hosazohin'
hosazohin-
hosazohim-
hosazohi-
sazohy

Mis à jour le 2020/07/31