Entrée | 1 selarana |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 selatra |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Ampandalovana zavatra haingana dia haingana toy ny tselatra: Noselaran' ny namany baolina teo anoloany tsara ka saika fanina izy Asiana ka haingana dia haingana no fandehan' ny famelezana: Noselarako tehamaina ilay zaza tsy valahara |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |