Entrée sendikan > sendikà
Partie du discours nom
Définition malgache Fikambanan' olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan' ny Dokotera ~ Sendikan' ny Mpampiasa [Rajemisa 1985]
 fikambanana miaro ny tombontsoa iombonana [SLP: Voambolana]
Définition française syndicat [SLP: Voambolana]
Exemples Malalaka ny fidirana aminà sendika. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Morphologie 
sendikà
sendikan'
Origine Français: syndicat.