Entrée sendoatra (sendra, loatra)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny
¶ Tezitra misafoaka: Mora sendoatra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. [Rajemisa 1985]
Metathèse 

Mis à jour le 2020/07/31