Entrée seri
Partie du discours nom
Explications en malgache [fr. sergent] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà-sefo amboniny sy ny kaporaly-sefo ambaniny; mitovy laharana amin' ny maître faharoa kilasy faharoa [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: sergent.

Mis à jour le 2020/07/31