| Entrée | 1 sesefana |
| Radical | 2 sesika |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Ampidiran-javatra betsaka izay atsofoka atao mifanizina: Nosesefanao kapoaka angaha ity ondana ity no malemilemy mahafinaritra toy izany / Sesefany mofo tontolo andro ny zana-dRamatoa io ka aiza no tsy harory kibo Asiana, lerana: Sesefo ny totohondry, leity, io raha mamely an' ialahy [1.1] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 9 sesehana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|