Entrée sia
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] Very, diso lalana [1.78]
  [Tanala] Very lalana, tsy mahita izay tena lalana aleha [1.78]
  [Tanosy] Very lalana [1.78]
 Fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka
Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia
Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [1.1]
Explications en anglais A turning aside, a wandering about [1.7]
Explications en français Action de se détourner, d'errer par-ci par-là [1.8]
Dérivés 
 
Synonymes siasia

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/04/12