Entrée sifotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Halatralatra madinika atao amim-pahakingana, famitahana tsy mendrika. [1.1]
Dérivés 
 

Entrée sifotra
Partie du discours nom
Explications en malgache Biby misy akorany boribory ny vatany ary misy tandrony roa lava ny lohany: Misy karazany maro ny sifotra, fa ao ny sifomainty, ny sifotr' ala, ny sifotr' amboa
 Karazam-biby tsy misy taolana [1.13]
Explications en anglais Snail [1.7]
Explications en français Escargot, limace [1.8]
 Mollusque, escargot [1.13]
Vocabulaire 
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/02