|
|
|
|

Entrée1  silina
Radical  2 sily
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Enti-milaza zavatra izay tsy anomezana betsaka fa sombiny kely foana:
5 Efa silinareo izaitsizy ity siramamy! Nahoana moa raha dia tsy omenareo mihitsy izahay ?
6 amidy na vidina lafo dia lafo [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Mis à jour le 2025/11/17