Entrée simahana (simaka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Alana, tsoahina amin' ny fisintonana azy: Simaho io rantsan-kazo io [1.1]
Morphologie 
Présent : simahana, simahako, simahanao, simahany, simahantsika, simahanay, simahanareo, simahan', simahan-, simaham-, simaha-
Passé : nosimahana, nosimahako, nosimahanao, nosimahany, nosimahantsika, nosimahanay, nosimahanareo, nosimahan', nosimahan-, nosimaham-, nosimaha-
Futur : hosimahana, hosimahako, hosimahanao, hosimahany, hosimahantsika, hosimahanay, hosimahanareo, hosimahan', hosimahan-, hosimaham-, hosimaha-
Impératif : simaho
Synonymes simahina

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20