Entrée sinanda (sanda)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache voasanda, nasiana sandany, fanampiny mba hifanentana ny takalo: Nosinandany roanjato ilay akoho vao nanaiky ny tompon' ilay vorona [Rajemisa 1985]
Traduction française ce pour quoi on a donné un agio, un surplus [Abinal 1888]
Morphologie 
sinanda
sinandako
sinandanao
sinandany
sinandantsika
sinandanay
sinandanareo
sinandan'
sinandan-
sinandam-
nosinanda
nosinandako
nosinandanao
nosinandany
nosinandantsika
nosinandanay
nosinandanareo
nosinandan'
nosinandan-
nosinandam-
hosinanda
hosinandako
hosinandanao
hosinandany
hosinandantsika
hosinandanay
hosinandanareo
hosinandan'
hosinandan-
hosinandam-
Synonymes voasanda

Mis à jour le 2021/02/28