|
|
|
|

Entrée (1/2)1  singa
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
4  Noms :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  12  [1.1] Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa?
Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao
Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina
Exemples  13  [4.27#] ny asa fiarovana ny tontolo iainana sy ny singa fototra misy ao

Entrée (2/2)14  singa
Partie du discours  15  nom
Dérivés 
16  Verbes actifs :
Tous les mots composés 
Explications en français  24  [1.13] élément

Anagrammes  25  gasin, sangi, sangy, singa

Mis à jour le 2025/08/10