Entrée singorana (singotra)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Samborina amin' ny tady vavarana, amin' ny teny feno fitaka: Singory io vorona manidintsidina io fa ho voa rehefa ela ny ela [Rajemisa 1985]
Morphologie 
singorana
singorako
singoranao
singorany
singorantsika
singoranay
singoranareo
singoran'
singoran-
singoram-
singora-
nosingorana
nosingorako
nosingoranao
nosingorany
nosingorantsika
nosingoranay
nosingoranareo
nosingoran'
nosingoran-
nosingoram-
nosingora-
hosingorana
hosingorako
hosingoranao
hosingorany
hosingorantsika
hosingoranay
hosingoranareo
hosingoran'
hosingoran-
hosingoram-
hosingora-
singory
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31