Entrée sinorona (sorona)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Voasorona, soronina, ampirehetina, velomina: Afo efa nosinorona ka hataonao inona indray [Rajemisa 1985]
Traduction française attisé, alimenté, dont on s’est servi pour attiser, alimenter [Abinal 1888]
Morphologie 
sinorona
sinoroko
sinoronao
sinorony
sinorontsika
sinoronay
sinoronareo
sinoron'
sinoron-
sinorom-
sinoro-
nosinorona
nosinoroko
nosinoronao
nosinorony
nosinorontsika
nosinoronay
nosinoronareo
nosinoron'
nosinoron-
nosinorom-
nosinoro-
hosinorona
hosinoroko
hosinoronao
hosinorony
hosinorontsika
hosinoronay
hosinoronareo
hosinoron'
hosinoron-
hosinorom-
hosinoro-
Synonymes voasorona

Mis à jour le 2021/02/27